txy_jdg_text_udb/06/22.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 22Dra Gideona nahafatasy fa azelin'i Yaveh izy. Hoy Gideona ho: "Oh, ry Yaveh Zagnahary! Fa nifagnatri-tava tamigny azelin'i Yaveh zaho!" \v 23Hoy Yaveh taminazy: "Fiadagna anie ho anao! Ka matahosy, fa sy ho maty hanao." \v 24Dra nagnory alitara ho an'i Yaveh teo i Gideona. Tonokany ho: "Yaveh dra fiadagna" izay. Mandraka androany dra bo misangana ao Ofranigny fokon'i Abiezrita zay.