txy_jdg_text_udb/06/16.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 16Hoy Yaveh taminazy: "Homba anao Zaho, dra handresy gny tafiky gny Midianita manotolo manahaky gny olo raiky hanao." \v 17Hoy Gideona taminazy, raha mahita fitia aminao zaho, dra ameo famatara zaho fa hanao vatany gny mizaka aminahy. \v 18Ka miala eto re, mandra-piaviako eto aminao hindesa gny fagnomeza dra hametraky anizay eo anoloanao." Hoy i Yaveh: "Handigny zaho mandra-piavianao."