txy_jdg_text_udb/06/03.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 3Dra isaky ny namboly ireo vokany ny Israelta,dra nanafiky anazy dra gny Midianita vo gny Amalekita ary gny olo avy agny asignana. \v 4Nanoby gny tafiny teo amigny tany izy ireo ary namotiky ireo vokasy,tegny amigny lalana rehetra magnagny Gaza. Sy nagnenga hany ho an'ny Israely, na agnondry, va biby fiopy, na ampndra izy reo.