txy_jdg_text_udb/01/01.txt

1 line
595 B
Plaintext

\v 1Tafaranigny nahafatesan'i Josoa, nagnotany an'i Yaveh gny vahoakin'Israely, nanao anizahoky ho: "Iza gny hanafiky volohany reo Kananita ho anay, ba hialy amin'ereo?" \v 2DRa hoy Yaveh: "Hanafiky i Joda. Ingo, fa nameko anereo gny fifeheza ty tany tihoky." \v 3Reo lelahin'i Joda nizaka tamireo lelahin'i Simeona, rahalahin'ereo ho: "Miaakara miaraky aminay agny amigny faritaninay ze voatendry ho anay fa isika miaraky gny afaky mialy amireo Kananita. Handeha hiaraky amindrareo manahaky anizay agny amigny faritany ze voatendry ho andrareo izahay." Dra nagnaraky anereo gny fokon'i Simeona.