\v 1Nizoso tagny Timna i Samsona, dra nahita vehivavy raiky izy, zay raiky ami'reo zanaky vavin'ireo Filistina. \v 2Gny fa nihery izy, dra nizaka taminy babany vo reniny ho: ''Nahita apela raiky tao Timna zaho, raiky ami'reo zanaky vavin'ireo Filistina. DRa alao ba hovaliko izy.''