\v 10Nitoka reo lelahin'i Zebolona vo Naftaly ba hiaraky ho agny Kadesy i Baraka. Lelahy ray aly gny nagnaraky anazy, dra niaraky taminazy i Debora.