\v 29Sy niroahin'i Efraima reo Kananita ze nony tagny Gezera, dra nony tagny Gezera teo amin'ereo hatragny reo Kananita.