\v 14Boak'agny Efraima ereo, gny fotos'ereo dra agny Amaleka; nagnaraky andrareo reo vahoakin'i Benjamina. Nizoso boak'agny Makira reo pifehy, dra boak'agny Zebolona reo ze minday gny tehinigny manam-boninahisy.