\v 5Hoy ereo taminazy ho: "Ba agnotanio re gny hevis'Agnahary, ba hahafataranay raha hahomby gny lia ze andehanany." \v 6Hoy gny pisoro tamin'ereo ho: "Mandehana apiadagna. Hitariky andrareo amigny lala toka andrehanandrareo i Yaveh."