\v 17Dra nindray nivory reo Amonita dra nanaga toby tao Gileada. dra nindray tomboky reo Israely dra nanaga gny tobiny tagny Mizpa. \v 18Reo pitariky gny vahoakin'i Gileada nifapizaka ho: "Iza gny lelahy ze hanomboky hialy amireo Amonita? Ho lasa pitariky reo ze nitoby tagny Gileada aby izy."