\v 25Dra nametraky olo handigny teo a-tampo-kavoana reo pitariky ba hahafahan'izy reo mamely anazy tapoky, dra nirobahin'izy reo aby reo zay niriosy teo amin'izy reo teo amin'izay lala zay. voatatisy tagny amin'i Abimeleka zay.