\v 32Gideona, zanadahin'i Joasy, dra maty gny fa trasy atisy soa dra nalevy tao Ofra tao amigny lolon'i Joasy babany, fokonigny Abiezrita. \v 33Dra raha vo maty i Gideona, nihery ndraiky reo zanak'Israely dra napizangazanga gny vatany tamigny fanopoa an'ireo Bala. Nataon'ereo ho zagnahariny i Bala-berita.