\v 20Nisofin'ireo vondro telo reo tropetra dra nivakiny reo siny. Nitanan'ereo tamigny tagna akavia reo Fanilo dra tamigny tagna akavana koa reo tropetra ba hisofa anizay. Dra nihiaky fatrasy ereo ho: "Gny sabas'i Yaveh vo i Gideona." \v 21Nisanga nagndidy gny toby tamigny fitoerany aby gny lelahi aby dra nienga gny maramila Midiana aby. Dra nitokatoka ereo sady nienga.