\v 4Dra hoy Yaveh tamin'i Gideona ho: "Bo maro loasy avo gny olo. Andeso mizoso egny amigny rano ereo, dra hahenako ho anao egny gny isan'ereo. Raha hoy Izaho aminao ho: 'Ty raiky tihoky gny hiaraky aminao,' dra hiaraky aminao izy; fa raha hoy Izaho ho: 'ty raiky tihoky sy hiaraky aminao,' dra sy hiaraky aminao izy."