\v 33Dra gny Midianita vo gny Amalekita dra gny olon'aby boak'agny asignana dra nindray nivory. Nisaky an'i Jordana ereo dra nitoby teo amigny Lohasakan'i Jezirela.