\v 27Dra nangalaky folo tamireo panopony i Gideona dra nanao araky ze nizakan'i Yaveh taminazy. Dra akory natahosy loasy gny akohonan-drany vo reo lelahy tao atana gny hanao anizay mandrisy gny andro izy, dra nataony nandrisy gny hariva zay.