\v 15Niaraky tamin'i Debora reo andriako tao Isakara; dra Isakara niaraky tamin'i Baraka nikoropaky nagnaraky anazy tagny an-dohasaka ze teo ambany fifehezany. Tao amireo fokon'i Robena dra nisy fikasanigny fo lahibe.