diff --git a/20/36.txt b/20/36.txt index 17a8c16..705f16d 100644 --- a/20/36.txt +++ b/20/36.txt @@ -1 +1 @@ -\v 36Dra hitan'ireo maramilan'i Benjamina fa resy ereo. Nagnome lala an'i Benjamina reo olon'Israely, satria nahatoky reo olo zay natobin'izy reo tagny amigny fitoboha nivonia tagny ivelan'i Gibea ereo. \v 37Dra nisanga reo lelahy nivony dra nirifasy tagny Gibea malaky \ No newline at end of file +\v 36Dra hitan'ireo maramilan'i Benjamina fa resy ereo. Nagnome lala an'i Benjamina reo olon'Israely, satria nahatoky reo olo zay natobin'izy reo tagny amigny fitoboha nivonia tagny ivelan'i Gibea ereo. \v 37Dra nisanga reo lelahy nivony dra nirifasy tagny Gibea malaky, dra tamigny sabatr'iizy reo gny namonoany gny olo aby zay nonina tao atana. \v 38Gny famatara nifagnaraha teo amin'ireo maramilan'Israely vo reo lelahy nivony mangingina dra hisy raho-setroky lahibe \ No newline at end of file