auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-06-01 11:06:50 +02:00 committed by root
parent fbe0f51ffb
commit b8e7648644
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21Dra nitoliky ereo dra lasa. Nataon'ereo teo alohany reo zaza madiniky, manahaky anizay koa reo biby teza vo gny fana
\v 21Dra nitoliky ereo dra lasa. Nataon'ereo teo alohany reo zaza madiniky, manahaky anizay koa reo biby teza vo gny fanagnan'ereo. \v 22Gny fa lavisy soa gny tragnon'i Mika ereo, dra nindray tonoka reo lelahy ze tao amireo tragno agnilanigny tragnon'i Mika, dra trasy niaraky tamireo Danita ereo. \v 23Nitoka fatrasy reo Danita ereo, dra