auto save

This commit is contained in:
Tanosy-002 2021-05-30 10:11:54 +02:00 committed by root
parent fc38a7169e
commit 6960c9127c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v Nihovisovisy teo agnatrehanigny tavan'i Yaveh gny tendrombohisy; egny na gny Tendrombohisy Sinay aza dra nihovisovisy teo agnatrehanigny tavan'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely. \v 6Tamigny andron'i Samgara (zanadahin'i Anata), tamigny andron'i Jaela, nanga reo lalam-be, dra reo ze nandeha avo gny napiasa reo sakeli-dala miolaky.
\v 5Nihovisovisy teo agnatrehanigny tavan'i Yaveh gny tendrombohisy; egny na gny Tendrombohisy Sinay aza dra nihovisovisy teo agnatrehanigny tavan'i Yaveh, gny Zagnaharin'Israely. \v 6 Tamigny andron'i Samgara (zanadahin'i Anata), tamigny andron'i Jaela, nanga reo lalam-be, dra reo ze nandeha avo gny napiasa reo sakeli-dala miolaky.