diff --git a/20/32.txt b/20/32.txt index e381cf1..34c4cee 100644 --- a/20/32.txt +++ b/20/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32Dra hoy gny olon'o Benjamina ho: ''Resy izy reo dra nandososy lavisy asika, manahaky gny tamigny volohany avo.'' Saiky hoy reo marami \ No newline at end of file +\v 32Dra hoy gny olon'o Benjamina ho: ''Resy izy reo dra nandososy lavisy asika, manahaky gny tamigny volohany avo.'' Saiky hoy reo maramilan'Israely ho: ''Andeha isika hilomay hihery dra handroaky anazy reo hiala amigny tana ho egny andala.'' \v 33Dra nisanga avy teo amigny toeran'izy reo gny olon'Israely aby dra nanao filaharan'aly tagny Bela-tamara. \ No newline at end of file