diff --git a/09/48.txt b/09/48.txt index 774cc9a..901f20f 100644 --- a/09/48.txt +++ b/09/48.txt @@ -1 +1 @@ -\v 48Nandeha niakasy tagny atendrombohisy Zalmona i Abimeleka, izy vo reo lelahy aby nindray taminazy. Nangalaky famaky i Abimeleka dra nanapaky rasa-kazo. Natobiny teo asorony zay dra nibaiko reo lelahy nindray taminazy izy ho: ''Izay hitandrareo ataoko, malaky dra manova \ No newline at end of file +\v 48Nandeha niakasy tagny atendrombohisy Zalmona i Abimeleka, izy vo reo lelahy aby nindray taminazy. Nangalaky famaky i Abimeleka dra nanapaky rasa-kazo. Natobiny teo asorony zay dra nibaiko reo lelahy nindray taminazy izy ho: ''Izay hitandrareo ataoko, malaky dra manova manahaky gny nataoko.'' \v 49Dra nikapa rasa-kazo gny olon'aby dra nagnaraky an'i Abemeleka. Navangongon'izy reo teo amigny rindrin'ny zay, dra noroan'izy reo, kay dra maty \ No newline at end of file