txy_jdg_text_udb/13/15.txt

1 line
341 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-31 13:15:40 +00:00
\v 15Hoy i Manoa tamigny azelin'i Yaveh ho: "Ba mizanogna kelikely re, ba hagnome fotoa anay hikarakara zanak'osy ho anao." \v 16Hoy gny azelin'i Yaveh tamin'i Manoa ho: "Na dre hizano aza zaho, dra sy hihina gny sakafonao akory. Fa raha magnoma fagnatisy oroa hanao, dra atolory ho an'i Yaveh zay." (Sy fatas'i Manoa fa azelin'i Yaveh izy.)