txy_jdg_text_udb/07/01.txt

1 line
224 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-31 05:43:01 +00:00
\v 1Dra nifoha maray i Jerobala (Gideona zay), vo gny vahoaky aby ze niaraky taminazy, dra nitoby teo agnilanigny loharanon'i Haroba ereo. Gny tobinigny Midiana dra tao avaras'ereo tao an-dohasaka nagnariny gny vohis'i Mpre.