txy_jdg_text_udb/14/10.txt

1 line
247 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-31 13:15:40 +00:00
\v 10Nizoso tagny ami'zay nisy an'ilay vehivavy gny baban'i Samsona, dra nanao fanasana tagny i Samsona, satria zay gny fomban'ny tovolahy. \v 11Gny vo hitan'ny havany vehivavy izy, dra nandesan'izy reo telopolo tami'reo namany ba hindray aminazy.