txy_jdg_text_udb/07/15.txt

1 line
358 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-31 05:43:00 +00:00
\v 15Gny fa ren'i Gideona ndraiky gny fizaka gny nofy vo gny fandika anizay, dra niakohoky nivavaky izy. DRa nihery tao an-tobin'i Israely izy dra nanao anizahoky ho: "Mifohaza! fa namen'i Yaveh andrareo gny fandresena gny maramila Midiana." \v 16Dra nizarany ho vondro telo gny telozato lahy, dra nameny tropetra vo gny siny avo izy aby, miaraky amireo fani