txy_jdg_text_udb/05/11.txt

1 line
249 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-30 08:11:54 +00:00
\v 11Tenoy gny feon'ireo ze mihira eo amigny tany fanondraha. Agny gny izakan'ereo ndraiky gny fahamarignanigny asan'i Yaveh, vo gny fahisianigny asan'ireo pialiny tagny Israely. Boak'eo dra nizoso teo amigny vavahadinigny tana reo vahoakin'i Yaveh.