txy_jdg_text_udb/03/07.txt

1 line
357 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-30 08:11:54 +00:00
\v 7 Nanao ze rasy teo amason'i Yaveh gny vahoakin'Israely dra nagnaligno an'i Yaveh Zagnaharin'ereo. Nanompo reo Bala vo reo Aseraha ereo.\v 8 Noho zay, dra nirehisy tamin'Israely gny fahorian'i Yaveh, dra naviliny teo am-pelatagnan'i Kozana-ristaima Pazakan'i Arama Naharaima ereo. Nanompo an'i Kozana-risataima nandrisy gny valo tao reo vahoakin'Israely.