txy_jdg_text_udb/06/05.txt

1 line
308 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-30 08:11:54 +00:00
\v 5Isaky gny miakasy ereo vo gny biby fiopiny dra gny lainy, dra manahaky gny andiambalala gny fianian'izy reo, dra sy vita isahy na gny olo na reo ramevany. Nanafiky gny tany ba hamoteha an'izay ereo. \v 6Tena napaosa an'ireo Israelita tokoa gny Midiana hany nitoka fatrasy an'i Yaveh gny vahoakin'Israely.