txy_jdg_text_udb/01/33.txt

1 line
300 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-29 09:48:59 +00:00
\v 33Sy niroahinigny fokon'i Naftaly reo ze nitoby tagny Beta Semesa, na reo ze nitoby tagny Beta Anata. Dra nitoby teo amireo Kananita gny fokon'i Naftaly (gny vahoaky ze fa nitoby tamizay tany zay). Na izay aza, nitere tagnatinigny asa fatrasy ho an'i Naftaly reo ponin'i Beta Semesa vo Beta Anata.