txy_jdg_text_udb/09/15.txt

1 line
383 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-05-31 07:54:07 +00:00
\v 15Hoy gny silin-draketa tamireo hazo: 'Raha tena te hagnososy anahy ho pazaka eo amindrareo handrareo, dra avia dra mitaliava ferova eo ambaninigny aloko. Raha sy zay, dra aoky hiboaky boak'ao amigny silon-draketa gny afo dra aoky zay hagnoro gny sederan'i Libanona.' \v 16Amizao dra, raha nanao gny mary vo mahisy handrareo, tamigny nanovandrareo an'i Abimeleka ho pazaka, dra ha