txy_jdg_text_reg/20/26.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 26Dra nandeha nindray ho agny Betela aby reo maramilan'Israely vo reo vahoaky aby dra nitomagny, dra nitoboky teo alohan'i Yaveh tagny izy reo dra nifaly hany mandra-pahariva tamin'izay andro izay dra nagnome fagnatisy oroa vo fagnati-pihavana teo agnatrehan'i Yaveh.