txy_jdg_text_reg/15/11.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 11 Dra nisy olon'i Joda telo arivo niboaky tao amy lava-batony hasan'i Etama, dra nizaka tamin'i Samsona ereo ho: "Moa ra hanao sy mahafatasy fa reo Filistina gny panapaky eo amisika? Ino izao nataonao taminay zao?" Namaly anereo i Samsona ho: "Ze nataon'ereo taminahy, dra manahaky gny anizay avo koa gny nataoko tamin'ereo."