txy_jdg_text_reg/15/09.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 9Dra niakasy reo Filistina dra nioma ho amigny aly tagny Joda dra nananga gny tafik'ereo tagny Lehy. \v 10Reo lelahin'i Joda nizaka ho: "Nagnino handrareo gny niakasy hanafiky anay?" Hoy ereo ho: "Manafiky izahay ba hahafahanay manambosy an'i Samsona, dra hanao aminazy manahaky ze nataony taminay."