txy_jdg_text_reg/13/01.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 1 Nanao zay rasy teo amason'i Yaveh draiky gny vahoakin'Israely , ka natolony teo an-tagnany'ireo Filistiana nandrisy gny efapolo tao izy reo.\v 2 Nisy lelahy raiky laha tagny Zora,laha tamy fianakavian'ireo Danita, Manoa gny agnarany. Sy afaky nibevoka gny valiny ka dra niteraky izy.