txy_jdg_text_reg/02/16.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 16Dra Yaveh nanandrasy pisara, ze namozy anereo tamigny tagnan'ireo ze nangalasy gny fanagnan'ereo. \v 17Nefa sy niteno reo pisarany ereo. Sy nahatoky tamin'i Yaveh ereo dra nanolosy gny vatany manahaky gny pizangazanga tamin'ireo zagnahari-kafa vo nanompo reo. Nivily malaky tamy lalana niaignan'ereo razany ereo-reo zay nakato gny didin'i Yaveh -nefa sy ba nanao manahaky anizay ereo.