txy_jdg_text_reg/01/34.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 34Niteren'ireo Amorita hitoby agny amigny tany havoa gny fokon'i Dana, dra sy hangany nizoso tagny amigny lemaky ereo. \v 35Dra nony tao atendombihis'i Heresa, tagny Aijalona, dra tagny Salbima reo Amorita, nefa gny maramila maherinigny akohonan'i Josefa nandresy anereo, dra nitaterahin'ereo hanopo anazy amigny havoan'i Akrabima agny Sela niakasy hatragny amigny tany havoa gny sisi-tanin'ireo Amorita.