txy_jdg_text_reg/01/18.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 18 Nisamboriny vahoakin'i Joda avo koa i Gaza reo tany magnodidy anazy, Askelona vo gny tany magnodidy anazy, dra Ekrona vo gny tany magnodidy anazy.\v 19 Niaraky tamin'ereo vahoakin'i Joda i Yaveh dra nangalaky gny tany havoa ereo, nefa sy afaky nandroaky reo mponiny tany lemaky noho gny fanagnan'ereo kalesy vy.