txy_jdg_text_reg/01/04.txt

1 line
269 B
Plaintext

\v 4Nanafiky gny lelahin'i Joda, dra namen'i Yaveh anereo gny fandrese an'ireo Kananita vo reo Perezita. Namono lelahy ray aly tamin'ereo tagny Bezeka ereo. \v 5Nahita an'i Adonia Bezeka tagny Bezeka ereo, dra nialy tamin'ereo dra nandresy reo Kananita vo reo Perezita.