1 line
336 B
Plaintext
1 line
336 B
Plaintext
\v 34Fa avy tamin'i Gideona gny fagnahin'i Yaveh. Nienga gny tropetra, Nitoka gny fianakaviam-ben'i Abiezrita i Gideona, ba hagnarahan'ereo anazy. 35Nandefa iraky eran'i Manase manotolo izy, dra ereo koa, dra voahoso ba hagnaraky anazy. Nandefa iraky ho an'i Asera, Zebolona, dra Naftaly avo koa izy, dra niakasy ba hihao aminazy ereo. |