1 line
478 B
Plaintext
1 line
478 B
Plaintext
\v 15Dra avy tao amireo lelahin'i Sokota i Gideona dra nanao anizahoky ho: "Ihoky Zebaha vo Zalmona, ze nangalandrareo anahy vo nizakandrareo ho: 'Fa nandresy an'i Zebaha vo Zalmona ra hanao? Sy fatasay fa tokony hagnome mofo an'ireo tafikao izahay."' \v 16Nalan'i Gideona reo loholo tao amigny tana, dra nifihaziny tamireo silo boak'agny agnefisy vo raketa reo lelahinigny Sokota. \v 17Boak'eo dra narodany gny tilikambo tao Penoela dra nivonony gny lelahy tao amizay tana zay. |