1 line
327 B
Plaintext
1 line
327 B
Plaintext
\v 6Dra hoy reo mana-pahefa ho: "Moa ra eo apelatagnanao gny tagnan'i Zebaha vo Zalmona amozao? Nagnino gny tokony hagnome mofo ho an'ireo maramilanao izahay? \v 7Hoy Gideona ho: "Gny fa amen'i Yaveh fandresena izahay manoloa an'i Zebaha vo Zalamona, dra ho triatiko amigny silo boak'agny agnefisy vo raketa gny holisindrareo." |