1 line
380 B
Plaintext
1 line
380 B
Plaintext
\v 2Hoy izy tamin'ereo ho: "Ino moa gny vitako amizao raha ohary amindrareo? Moa ra gny famoriam-boalobok'i Efraima sy soa kokoa mihoasy gny fiotazam-boalobok'i Abiezera? \v 3Zagnahary fa nagnome fandresena andrareo teo agnatrehan'ireo andrianigny Midiana__dra Oreba vo i Zeba! Ino moa gny vitako mihoasy ze vitanao?" Nilefy gny fahatezeran'ereo taminazy gny fa nizaka anizay izy. |