txy_jdg_text_reg/05/19.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 19Avy reo pazaka, nialy ereo; nialy tagny Tanaka teo amoronigny ranon'i Megido reo pazakan'i Kanana. Nefa sy nangalaky volafosy ho robahy ereo. \v 20Boak'egny amigny lagnisy gny nialian'ireo kita, boak'egny amigny lalan'ereo manera gny gny lagnisy gny nialian'ereo tamin'i Sisera.