txy_jdg_text_reg/14/18.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 18Nialohanigny niletehanigny masoandro tamigny andro fahafito dra reo lelahy teo atana taminazy ho: "Ino gny mamy mihoasy gny liona?" Hoy i Samsona tamin'ereo ho: "Raha sy nindray sikombakomba tamigny valiko handrareo, dra sy nahita gny valinigny akamatasy."