txy_jdg_text_reg/13/08.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 8 Dra nivavaky tamin'i Yaveh i Manoa ka nanao ho:''Tompo o , ba angao gny lelahin'Agnahary nirahinao hihery aminay draiky ba hampianarany anay ze tokony ataonay amy zaza ze ho teraky sy ela.''\v 9 Namaly gny vavak' Manoa i Yaveh, ka avy tamin-drapela draiky gny azelin'Agnahary raha nipetraky tagny antanimboly izy. Nefa sy niaraky taminazy i Manoa valiny.