txy_jdg_text_reg/12/13.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 13 Nagnaraky anazy, dra Abdona zanadahin'i Elela gny Piratonita gny niasa manahaky pisara an'Israely.\v 14 Nana zanadahy efapolo izy dra zafikely lahy telopolo. Nitikisy ampondra fitopolo ereo. Dra nisara an'Israely nandrisy gny valotao izy.\v 15 Maty i Abdona zanadahin'i Elela gny Piratonita dra nalevy tao Piratona tagny amy tanin'i Efraima tany havoany firenen'ireo Amalekita.