txy_jdg_text_reg/12/01.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 1 Nisy toka avy ho an'ireo lelahin'i Efraima;namakivaky an'i Zafona izy reo sady nizaka tamin'i Jefta ho:''Nanao akory ianao gny nandeha amy vahoakin'i amona dra sy mitola anay hiaraky aminao? horoanay ianao vo gny tragnonao.''\v 2 Hoy i Jefta tamin'ireo ho:''Zaho vo gny vahoakiko dra nana fifagnakania lahibe tamin'ireo vahoakin'i Amona. Taminigny nitokavanao anahy , dra sy namozy anahy amin'ereo ianao.