1 line
325 B
Plaintext
1 line
325 B
Plaintext
\v 4Avy eo amin'i Jordana o Gideona dra nita anizay, izy vo reo lelahy telozato ze niaraky taminazy. Reraky loasy ereo, nefa dra bo nanohy gny fagnezehan'avo. \v 5Hoy izy tamireo olo tao Sokota ho: "Ba ameo mofo reo olo magnaraky anahy, akory reraky loasy ereo, dra izaho hagneziky an'i Zebaha vo Zalamona, pazakan'i Midiana. |