txy_jdg_text_reg/07/17.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 17Dra hoy izy tamin'ereo ho: "Magnatia anahy dra atovy ze ataoko. Atio! gny fa avy eo amigny sisinigny toby zaho, dra sy maisy hataondrareo ze hataoko. \v 18Gny fa misioky gny tropetra zaho, dra izaho vo ze miaraky aminahy aby, dra sofy magnodidy gny toby manotolo avo koa gny tropetrandrareo dra mikiofa ho: 'Ho an'i yaveh vo Gideona!"'